plt_tn/lev/01/01.md

12 lines
536 B
Markdown

# Yaveh
Io dia anaran'Andriamanitra izay nampahafanatariny ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha.
# avy tao amin'ny trano-lay fihaonana, nanao hoe: \v 2 ''Mitenena amin'ny vahoakan'Israely ka lazao amin'izy ireo hoe: 'Raha misy olona
Eto, Yaveh dia manomboka ny firesahany amin'i Mosesy. Io resaka io dia mifarana ao amin'ny 3:17. DH: "Avy tao amin'ny trano-lay fihaonana ary naniraka an'i Mosesy mba hiteny amin'ireo vahoakany hoe: 'raha misy olona"
# Raha misy olona aminareo
"raha misy aminareo" na "raha misy ...aminareo"