forked from WA-Catalog/plt_tn
748 B
748 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny i Jeremia.
ny rosian'ny varotra
Io dia manondro ilay horonan-taratasy voatombo-kase sy ilay horonan-taratasy tsy misy horonan-taratasy.
Loza
"indrisy"
tamin'ny alalan'ny herinao lehibe sy ny sandrinao nisandratra
Ny "sandrinao nisandratra" dia fomba fiteny hanondroana ny tanjaka. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy ny haben'ny herin' Yaveh. DH: "tamin'ny alalan'ny herinao tena lehibe."
Nampiseho fanekena mahatoky tamin'ny arivony Ianao
"Nitandrina ny fampanantenanao Ianao ary nampiseho fitiavana mahatoky"
mamaly ny fahadison'ireo olona tamin'ireo zanany taorian'izy ireo
"ary nanasazy ireo zaza noho ny otan'ireo ray aman-dreniny Ianao"