|
# Raha mbola velona koa Yaveh
|
|
|
|
Io dia fehezanteny nampiasaina rehefa manao fianianana.
|
|
|
|
# tany amin'ny tany avaratra sy ny tany rehetra izay nandroahana azy ireo
|
|
|
|
Io dia manondro ny fomba nisamborana sy nanaparitahana ireo foko tavaratra folo tany amin'ireo firenena manodidina.
|