forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
575 B
Markdown
16 lines
575 B
Markdown
# Iray Masin'Israely
|
|
|
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:4 io andianteny io.
|
|
|
|
# Nahoana ianao no mametra-panontaniana ny amin'izay ataoko ho an'ny zanako? Miteny amiko izay tokony hatao mahakasika ny asan'ny tanako ve ianao?
|
|
|
|
Mampiasa ireo fanontaniana ireo Yaveh mba hibedesana ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony. DH: "Aza manontany Ahy momba izay ataoko ho an'ny zanako. Aza miteny Amiko...tanako."
|
|
|
|
# ny zanako
|
|
|
|
Io dia manondro ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# ny asan'ny tanako
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "tanana" dia manambara an'i Yaveh. DH: "ireo zavatra izay nataoko"
|