forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
731 B
Markdown
16 lines
731 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miteny Yaveh.
|
|
|
|
# vilany tany hafa eo amin'ny tany ihany
|
|
|
|
Miresaka ny tenany toy ny hoe mpanefy tanimanga Yaveh, ary ny olona izay hiady hevitra Aminy toy ny hoe vilany tanimanga avokoa izany olona izany sy ny olombelona rehetra. DH: "tahaka ny poti-bilany iray eo amin'ny poti-bilany hafa niparitaka tamin'ny tany"
|
|
|
|
# vilany tany
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "vilany tanimanga" na 2) "poti-bilany tanimanga izay vaky."
|
|
|
|
# Moa ve ny tanimanga mba miteny amin'ny mpanefy tanimanga...izany ny asanao'?
|
|
|
|
Mametraka io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ireo izay miady hevitra Aminy momba izay ataony. DH: "Tsy tokony hilaza amin'ny mpanefy vilany ny tanimanga...izany ny asanao!"'
|