forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
651 B
Markdown
12 lines
651 B
Markdown
# Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tao an-tranoko. Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo
|
|
|
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary nampiasaina miaraka mba hanindriana hoe toy ny ahoana ny habetsahan'izay nasehoan'i Hezekia an'ireo lehilahy.
|
|
|
|
# ny zavatra rehetra tao an-tranoko
|
|
|
|
Io dia itatra kely toy ny hoe naneho azy ireo zavatra maro Hezekia, fa tsy ny zavatra rehetra akory. DH: "saika ny zavatra rehetra tao an-tranoko"
|
|
|
|
# Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo
|
|
|
|
DH: "Nasehoko azy ireo avokoa ny zavatra sarobidy rehetra tao an-dapako"
|