forked from WA-Catalog/plt_tn
895 B
895 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia mamaritra ny fahotan'ireo mpisoron'ny Testamenta tahola, avy eo izy mampiseho fa Kristy dia manana karazana fisoronana tsara kokoa, tsy mifototra amin'ny fisoronan'i Arona fa amin'ny fisoronan'i Melkizedeka.
voafidy avy tamin'ny olona
DH: "izay nofidian'Andriamanitra avy tamin'ireo olona"
notendrena
DH: "Andriamanitra nanendry"
mba hiasa amin'ny anaran'ny olona
"mba haneho ny olona"
ny tsy mahalala sy ny maniasia
DH: "ireo izay tsy mahalala sy ireo izay maniasia"
maniasia
olona manao fihetsika feno ota
voadidin'ny fahalemena
Ny fahalemen'ny mpisoronabe manokana dia resahina toy ny hoe hery izay miodidina azy izany. DH: "malemy ara-panahy" na "malemy manoloana ny fahotana"
fahalemena
Eto izany dia maneho ny faniriana hanota.
izy ihany koa dia notakiana
DH: "Andriamanitra ihany koa dia mitaky azy"