1.1 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mampatsiahy ireo mpino indray i Paoly fa ny fitandremana ny lalàna dia tsy afaka mamonjy ny olona iray ary tsy manisy fepetra vaovao amin'ny fampanantenana tamin'ny finoana nomena an'i Abrahama izany.
tamin'ny ozon'ny lalàna
Ny anarana hoe "ozona" dia azo avadika ho matoanteny hoe "voaozona." DH: "tsy ho voaozona noho ny lalàna" na "tsy ho voaozona nohon'ny tsy fankatoavana ny lalàna"
nahatongavany ho ozona ho anay
Ny anarana hoe "ozona" dia azo atao matoanteny. DH: "tamin'ny nahavoaozona Azy ho antsika" na "raha nozonin'Andriamanitra Izy raha tokony ho isika"
tamin'ny ozon'ny lalàna ... nahatongavany ho ozona ho anay ... Voaozona izay rehetra
Eto ny ozona dia ilazana hoe meloka. DH: "mba tsy ho vaoheloky ny lalàna ... ho meloka raha tokony ho isika izany ... Meloka izay rehetra"
mihantona amin'ny hazo
Miandry ireo mpamaky i Paoly mba hahatakatra fa nanondro an'i Jesosy nihantona teo amin'ny hazofijaliana izy.
ahazoantsika
Tafiditra ao amin'io mpisolo-tena tampisaka "-tsika" io ireo olona izay hamaky ny taratasy.