forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
664 B
Markdown
12 lines
664 B
Markdown
# Mitandrema amin'ny fomba fiainanao _ tsy tahaka ny tsy hendry fa tahaka ny hendry
|
|
|
|
Ny olona tsy hendry dia tsy miambina ny tenan'izy ireo amin'ny fahotana. Na izany aza ny olona hendry dia afaka mamantatra fahotana ary mandositra izany. DH: ''Noho izany dia tsy maintsy mitandrina mba hiaina tahaka ny olona hendry ianareo fa tsy tahaka ny olona adala''
|
|
|
|
# Araraoty ny fotoana
|
|
|
|
''Manaova ny zavatra tsara indrindra vitanao amin'ny fotoanao,'' ''Ampiasao am-pahendrena ny fotoananao,'' na ''Ampiasao amin'ny tsara ampiasana azy ny fotoana''
|
|
|
|
# satria izao andro izao dia ratsy
|
|
|
|
DH: "satria ny olona manodidina anareo dia manao ireo karazan-javatra ratsy rehetra"
|