plt_tn/ecc/05/06.md

16 lines
481 B
Markdown

# Aza avela hampanota ny nofonao ny vavanao
"aoka izay teneninao tsy hampanota anao."
# Nahoana no mampatezitra an'Andriamanitra... tanana?
"Tsy maintsy lotoina izany mba hampatezitra an'Andriamnitra... tanana."
# hanimba ny asan'ny tananao?
"ravao izay rehetra ataonao"
# Fa ao amin'ny nofy maro, tahaka ny ao amin'ny teny maro, dia misy entona tsy misy dikany.
"Ny fizaran-teny dia tsy manome hevitra ho azy ireo, tahaka ny fananana nofy maro mahatonga ireo ho tena izy."