forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
756 B
Markdown
24 lines
756 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
|
|
|
# vain'i Egypta
|
|
|
|
"aretin-koditra mitovy amin'ny nanozonako an'ireo Egyptiana"
|
|
|
|
# vay ... fery, fahabokana, ary hidihidy
|
|
|
|
Ireo dia karazana aretin-koditra.
|
|
|
|
# ry tsy ho sitrana amin'izany ianao
|
|
|
|
DH: "izay tsy hisy olona afaka hanasitrana anao"
|
|
|
|
# Hitsapatsapa amin'ny atoandro toy ny jamba mitsapatsapa anaty aizina ianao
|
|
|
|
"Ho toy ny olona jamba izay mitsapatsapa ao anaty aizina ianao na dia amin'ny atoandro aza." Ireo Israelita dia hanana fiainana sarotra na dia rehefa mankafy ny fiainana aza ny rehetra.
|
|
|
|
# hampahoriana sy horobaina foana ianao
|
|
|
|
"hampahory sy handroba anao foana ny olona matanjaka"
|