forked from WA-Catalog/plt_tn
910 B
910 B
nanondrahanareo rano izany tamin'ny tongotrareo
Ireo mety ho heviny dia: 1) ny hoe "tongotra" dia sarinteny izay maneho ny asa mafy fandehanana an-tongotra maka rano eny an-tsaha na 2) mampiasa ny tongony izy ireo mba hanodinana kodiaran-drano izay namatsy ny rano ho eny an-tsaha.
sahana hanitra maitso
"sahana legioma"
misotro rano avy amin'ny ranon'oran-danitra
Ny tany mahazo sy mitroka ranon'orana dia resahina toy ny hoe misotro rano ilay tany. DH: "ny orana avy eny amin'ny lanitra dia manome rano betsaka izany"
ny mason'i Yaveh Andriamanitrareo no mitsinjo izany mandrakariva
Eto ny hoe "Yaveh" dia maneho fikarakarana. DH: "Yaveh Andriamanitrareo dia mijery izany mandrakariva"
hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafaran'ny taona
Eto ny hoe "fiantombohana" sy "fiafarana" dia nampiasaina mba hilazana ilay taona iray manontolo. DH: "mandritry ny taona iray manontolo"