plt_tn/deu/11/02.md

16 lines
406 B
Markdown

# izay tsy nahafantatra akory na nahita
"izay tsy niaina"
# ny tanany mahery, na ny tanany mitsotra
Eto ny hoe "tanana mahery" sy "tanana mitsotra" dia sarinteny ho an'ny fahefan'i Yaveh. Misy teny mitovitovy hita ao amin'ny 4:34. DH: "na ny fahefany lehibe"
# tany afovoan'i Egypta
"tany Egypta"
# tamin'ireo taniny rehetra
Eto ny hoe "tany" dia maneho ny vahoaka. DH: "tamin'ny vahoakany rehetra"