forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
670 B
Markdown
24 lines
670 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# sy lehilahy manan-daza tsara
|
|
|
|
"sy lehilahy izay najain'ny vahoakanareo." Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:12.
|
|
|
|
# ny arivo ... ny zato ... ny dimam-polo ... ny folo
|
|
|
|
"ny vondrona 1000 ... ny vondrona 100 ... ny vondrona 50 ... ary ny vondrona 10"
|
|
|
|
# mpifehy ... manamboninahitra
|
|
|
|
Ireo dia toerana ho an'ny mpitarika samihafa ao amin'ny governemantan'Israely.
|
|
|
|
# isaky ny foko
|
|
|
|
"avy amin'ny isam-pokonareo"
|
|
|
|
# mitsarà am-pahamarinana manoloana ny olona sy ny rahalahiny
|
|
|
|
"ataovy marina sy rariny ny fanapahan-kevitra momban'ny fifamaliana misy eo amin'ireo Israelita"
|