forked from WA-Catalog/plt_tn
743 B
743 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
Hanomana ny tavany
"nanapa-kevitra"
ho avy miaraka amin'ny herin'ny fanjakany rehetra
Hilazana ny herin'ny miaramila angamba izany. DH: "tonga miaraka amin'ny herin'ny tafiny rehetra"
zanaka vavy avy amin'ny vehivavy
Fomba mendrika hilazana ny "vehivavy" izany.
hanapitra ny avonavony
"hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hanajanona ny mahampiavonavona azy"
hahatonga ny fireharehany hivadika ho any aminy ihany
"hahatonga ny mpanjakan'ny Avaratra hiaritra satria niavonavona tamin'ny hafa izy."
ho liana izy
"ho liana ny mpanjakan'ny Avaratra"
tsy ho hita izy
Fomba hilazana izany fa ho faty izy. DH: "hanjavona izy" na "ho faty izy"