plt_tn/act/02/16.md

16 lines
657 B
Markdown

# Fampafantarana amin'ny ankapobeny
Eto i Petera dia miteny azy ireo andalana iray momban'ilay zavatra nosoratan'ny mpaminany Joela tao amin'ny Testamenta Taloha izay mifandray amin'izay zava-nitranga niaraka tamin'ireo fiteny izay napesain'ireo mpino. Izany dia nosoratana tahaka ny poesia.
# Fa izao ilay voalaza tamin'i Joela mpaminany
Izany dia azo hadika hoe: "Izany no nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminany Joela ho soratany"
# Izany dia ho amin'ny
"Izany no hitranga" na "Izao no hoataoko"
# Halatsako amin'ny olona rehetra ny Fanahiko
Eto ny teny hoe "halatsako" dia midika hoe omena am-pitiavana. DH: "omeko ny fanahiko ny olona rehetra