forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
730 B
Markdown
16 lines
730 B
Markdown
# ny vahoakan'ny tany
|
|
|
|
Filazana amin'ny ankapobeny ihany izany. DH: "ny sasany tamin'ny vahoaka tany Joda"
|
|
|
|
# nitetika hanohitra
|
|
|
|
"nanao drafitra ary niara-niasa mba hamelezana azy." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 21:21 izany.
|
|
|
|
# moa ve tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda izany?
|
|
|
|
Napetraka izany fanontaniana fampisainana izany mba ho fanamafisana. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:22 izany. DH: "voasoratra ... Joda izany." na "Azonao atao ny mamaky izany ... Joda."
|
|
|
|
# tao an-jaridainan'i Oza
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia: 1) izany zaridaina izany tany aloha dia an'ilay olona nantsoina hoe Oza" na 2) "Zaridaina Oza." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 21:16 izany.
|