forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
835 B
Markdown
28 lines
835 B
Markdown
# Ary
|
|
|
|
"Tamin'izany fotoana izany"
|
|
|
|
# tamin'ny fiatombohan'ny taona
|
|
|
|
"isa-taona nandritra ny lahataona (UDB)
|
|
|
|
# Raha nandevina ilay lehilahy izy ireo
|
|
|
|
"Raha teo am-pandevenana ny fatin'ilay lehilahy ny Israelita maromaro"
|
|
|
|
# nahita ny andiana Moabita iray izy ireo
|
|
|
|
Eto dia midika izany fa natahotra ireo Moabita izy ireo. DH: "nahita andiana mpitaingin-tsoavaly Moabita nanatona izy ireo ka natahotra"
|
|
|
|
# fasan'i Elisa (tao am-pasan'i Elisa)
|
|
|
|
"ny fasana izay nandevenana an'i Elisa"
|
|
|
|
# Raha vantany vao nahakasika ny taolan'i Elisa ny vatana mangatsiakan'ilay lehilahy
|
|
|
|
Eto ny hoe "ilay lehilahy" dia ilazana ny vatana mangatsiakany. Azo azavaina izany. DH: "Raha vantany vao nahakasika ny taolan'i Elisa ny vatana mangatsiakan'ilay lehilahy"
|
|
|
|
# velona indray izy ary nitsangana
|
|
|
|
"velona indray ilay lehilahy maty teo ary nitsangana"
|