forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# nandre ireo tenin-dravehivavy
|
|
|
|
"nandre ilay vehivavy nilaza izay nataony sy ilay vehivavy hafa"
|
|
|
|
# nandriatra ny akanjony izy
|
|
|
|
Nandriatra ny akanjony ivelany ny mpanjaka mba hanehoany ny ny alahelony. DH: "nandriatra ny akanjony tamin'ny alahelo izy"
|
|
|
|
# ary nandalo teo amin'ny manda izy
|
|
|
|
Nandeha teo amin'ny amin'ny mandan'ny tanàna izy raha niantso azy ilay vehivavy. DH: "Ary mbola nizotra nanaraka izany izy"
|
|
|
|
# nanana atin'akanjo lamba fisaonana izy, teny an-kodiny
|
|
|
|
Na dia nanao atin'akanjo aza ny mpanjaka, dia mbola naneho ny halahelony sy ny hatezerany ihany izy. DH: "nanana atin'akanjo manolo-koditra izy tao anatin'ny akanjo ivelany" na "nanao atin'akanjo izy tao anatin'ny akanjony tohitena satria tezitra mafy izy"
|
|
|
|
# Aoka anie Andriamanitra hanao izany amiko, mihoatra noho izany aza
|
|
|
|
Nanantena ny mpanjaka fa hanafay azy Andriamanitra, eny hamono azy aza raha toa ka tsy maty nohon'ny zavatra izay nitranga tao an-tanànan'i Samari i Elisa. DH: "Aoka anie Andriamanitra hanafay sy hamono ahy"
|
|
|
|
# raha mitoetra ao aminy ny lohan'i Elisa zanak'i Safata anio
|
|
|
|
Ny fahafatesan'i Elisa no tiana lazaina amin'izany. DH: "Raha toa ka tsy maty anio i Elisa zanak'i Safata" na "Raha toa ka tsy mahafaty an'i Elisa zanak'i Safata anio ireo miaramilako"
|