izay amin'ny asan'izy ireo
D.H: "izay miasa"
ny mofon'ny fanatrehana
Ny "mofon'ny fanatrehana" dia karazana mofo manokana izay natao ho famantarana ny fanatrehan an'Andriamanitra sy ny fiombonana amin'ny olony.
mikarakara ny fitoeran-jiro izy ireo
D.H: "mikarakara ireo jiro izy ireo"