plt_tn/1sa/17/55.md

20 lines
490 B
Markdown

# Rehefa nahita an'i Davida ... i Saoly
Efa niseho talohan'ny namonoan'i Davida an;i Goliata ny resaka ao amin'ny 17:55-56. DH: "Rehefa nahita an'i Davida i Saoly" na "Taloha kelin'ny nahitan'i Saoly an'i Davida"
# nivoaka nanohitra an'ilay Filistina
"nandeha niady tamin'ilay Filistina"
# zanak'iza io tovolahy io
"iza no rain'io tovolahy io"
# Raha mbola velona koa ianao
Fomba fianianana fa marina izay ho lazainy io.
# hoe zanak'iza io zazalahy io
"iza no rain'io zazalahy io"