plt_tn/1ki/15/29.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# novonoin'i Basa ny fianakavian'i Jeroboama rehetra.Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama
Ireo fehezanteny roa ireo midika zavatra mitovy ary natambatra hanasongadiana ireo taranany rehetra izay novonoina.
# ny fianakavian'i Jeroboama rehetra
Jeroboama no rain'i Nadaba mpanjaka rainy.
# Tsy nisy navelany ny ain'ny taranak'i Jeroboama
Ny aina eto dia manambara fahavelomana. D.H: "Tsy nisy navelany ho velona ny taranak'i Jeroboama"
# fianakavin'ny mpanjaka
"fianakavian'i Jeroboama"
# araka izay nambaran'i Yaveh tamin'i Ahia Silonita mpanompony
Yaveh dia niresaka tamin'i Ahia mpaminaniny ary niteny tamin'i Jeroboama fa horinganiny ny fianakaviany.
# Ahia Silonita
"Ahia ilay avy any Silo"
# noho ireo fahotan'i Jeroboama izay nataony sy ny nitarihany ny Israely hanota,
Ny anarana "hota" dia azo hanehoanany matoanteny hoe "manota". D.H: "satria nanota i Jeroboama ary nitarika an'Israely hanota tamin'ny fomba mitovy"
# ny nitarihany ny Israely hanota
Fitarihana olona hanao zavtra dia mampiseho fitarihana azy ireo hanao zavatra. D.H: "amin'izay nitarihany an'Israely hanota."