plt_tn/1ki/01/28.md

20 lines
574 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida mpanjaka manao fampanantenana amin'i Batseba.
# Dia niditra teo anatrehan'ny mpanjaka
"nankeo alohan'ny mpanjaka" na "niverina tamin'ny mpanjaka"
# Nanao voady
"nanao famapanantenana manetriketrika"
# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako eo amin'ny toerako izy,
Fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia sarin-teny iray amin'ny maha mpanjaka. D.H: "haka ny toerako izy ary ho mpanjaka tsotra toa ahy"
# Ho velona mandrakizay anie Davida mpanjaka tompoko
Batseba nahalala ny tsy hahavelona an'i Davida mandrakizay.