forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
386 B
Markdown
12 lines
386 B
Markdown
|
# isika
|
||
|
|
||
|
Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Fa sarotra ho an'ny olona iray ny ho faty ho an'ny olo-marina
|
||
|
|
||
|
''Sarotra ny mahita olona izay vonona ny ho faty, na dia ho ana olo-marina aza"
|
||
|
|
||
|
# Fa, angamba mety misy olona iray sahy ho faty ho an'ny olona tsara.
|
||
|
|
||
|
"Nefa mety hahita olona izay vonona ny ho faty ho an'ny olona tsara tahaka izany ianareo"
|