# isika Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra. # Fa sarotra ho an'ny olona iray ny ho faty ho an'ny olo-marina ''Sarotra ny mahita olona izay vonona ny ho faty, na dia ho ana olo-marina aza" # Fa, angamba mety misy olona iray sahy ho faty ho an'ny olona tsara. "Nefa mety hahita olona izay vonona ny ho faty ho an'ny olona tsara tahaka izany ianareo"