forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
363 B
Markdown
12 lines
363 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy milaza fanoharana.
|
||
|
|
||
|
# ahoana no idiranao ato tsy miaraka amin'ny fitafy fitondra amin'ny fampakaram-bady?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana ily mpanjaka mba hibedesana ireo vahiny. DH: "tsy manao akanjo mifanaraka amin'ny fampakaram-bady ianareo. Tsy tokony hoe eto ianareo"
|
||
|
|
||
|
# tsy nahateny ilay lehilahy
|
||
|
|
||
|
"nangina ilay lehilahy"
|