# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana. # ahoana no idiranao ato tsy miaraka amin'ny fitafy fitondra amin'ny fampakaram-bady? Mampiasa fanontaniana ily mpanjaka mba hibedesana ireo vahiny. DH: "tsy manao akanjo mifanaraka amin'ny fampakaram-bady ianareo. Tsy tokony hoe eto ianareo" # tsy nahateny ilay lehilahy "nangina ilay lehilahy"