forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
496 B
Markdown
12 lines
496 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ny andininy faha-13 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara raha manome ny heviny Jaona momban'ny tsy fahazoan'ireo mpianatra izay tian'i Jesosy nolazaina tamin'Izy niteny hoe resin-tory Lazarosy.
|
||
|
|
||
|
# raha resin-tory izy
|
||
|
|
||
|
Ireo mpianatra dia tsy mahazo ny tian'i Jesosy hambara amin'ny hoe miala sasatra Lazarosy ary ho sitranina.
|
||
|
|
||
|
# Avy eo Jesosy niteny tsotra tamin'izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Ka nolazain'i Jesosy tamin'ny teny tsotra mba ho takatr'izy ireo"
|