# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha-13 dia misy fihatoana amin'ny fizotry ny tantara raha manome ny heviny Jaona momban'ny tsy fahazoan'ireo mpianatra izay tian'i Jesosy nolazaina tamin'Izy niteny hoe resin-tory Lazarosy. # raha resin-tory izy Ireo mpianatra dia tsy mahazo ny tian'i Jesosy hambara amin'ny hoe miala sasatra Lazarosy ary ho sitranina. # Avy eo Jesosy niteny tsotra tamin'izy ireo "Ka nolazain'i Jesosy tamin'ny teny tsotra mba ho takatr'izy ireo"