plt_tn/isa/42/10.md

20 lines
561 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola miteny Yaveh.
# ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy, ireo tany amorontsiraka, ary ireo izay monina any
"ary ireo zava-manan'aina rehetra izay mipetraka ao an-dranomasina, ary ireo rehetra izay mipetraka ao amin'ireo tany amorontsiraka"
# Aoka hihiaka mafy ny efitra sy ireo tanàna
Io dia manondro ny vahoaka izay monina any an'efitra sy ao amin'ireo tanàna.
# Kedara
Io dia tanàna avaratr'i Arabia. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 21:16
# Sela
Ireo mponin'i Sela - Sela dia tanàna any Edoma.