# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola miteny Yaveh. # ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy, ireo tany amorontsiraka, ary ireo izay monina any "ary ireo zava-manan'aina rehetra izay mipetraka ao an-dranomasina, ary ireo rehetra izay mipetraka ao amin'ireo tany amorontsiraka" # Aoka hihiaka mafy ny efitra sy ireo tanàna Io dia manondro ny vahoaka izay monina any an'efitra sy ao amin'ireo tanàna. # Kedara Io dia tanàna avaratr'i Arabia. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 21:16 # Sela Ireo mponin'i Sela - Sela dia tanàna any Edoma.