auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-23 02:28:56 -04:00 committed by root
parent b609e5876a
commit eb74e6f48d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao koa avy amin'ny fahasoavagna zany, dia tsy avy amin'ny asa eky. Fao koa zany dia tsy fahasoavagna eky fahasovagna. ( [Fagnamarihagna: Ny antontan-taratasy sanany taloha dia mamaky hoe: "Kanaifa koa avy amin'ny ro asa zany, dia tsy fahasoavagna eky; fao koa zany dia tsy asa eky ny asa."]) Ino ary? Ny raha zay nizahan'Isiraely, dia tsy azony, fao ny voafidy no nahazo zany, ary nankamafisigny reo lambiny. Zany dia araka ny afa voasoratra hoe: "Zagnahary dia magnamia zareo ny fagnahin'ny fizaidazaidagna, maso
\v 6 \v 7 \v 8 Fao koa avy amin'ny fahasoavagna zany, dia tsy avy amin'ny asa eky. Fao koa zany dia tsy fahasoavagna eky fahasovagna. ( [Fagnamarihagna: Ny antontan-taratasy sanany taloha dia mamaky hoe: "Kanaifa koa avy amin'ny ro asa zany, dia tsy fahasoavagna eky; fao koa zany dia tsy asa eky ny asa."]) Ino ary? Ny raha zay nizahan'Isiraely, dia tsy azony, fao ny voafidy no nahazo zany, ary nankamafisigny reo lambiny. Zany dia araka ny afa voasoratra hoe: "Zagnahary dia magnamia zareo ny fagnahin'ny fizaidazaidagna, maso mbo tsy hahitan-jareo, ave sofigny mbo tsy harignaisan-jareo, baroko niany."