From eb74e6f48d7caa1cbb4206c158a521a5066b7c7c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Wed, 23 Oct 2019 02:28:56 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/06.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/06.txt b/11/06.txt index d714f83..add1493 100644 --- a/11/06.txt +++ b/11/06.txt @@ -1 +1 @@ -Fao koa avy amin'ny fahasoavagna zany, dia tsy avy amin'ny asa eky. Fao koa zany dia tsy fahasoavagna eky fahasovagna. ( [Fagnamarihagna: Ny antontan-taratasy sanany taloha dia mamaky hoe: "Kanaifa koa avy amin'ny ro asa zany, dia tsy fahasoavagna eky; fao koa zany dia tsy asa eky ny asa."]) Ino ary? Ny raha zay nizahan'Isiraely, dia tsy azony, fao ny voafidy no nahazo zany, ary nankamafisigny reo lambiny. Zany dia araka ny afa voasoratra hoe: "Zagnahary dia magnamia zareo ny fagnahin'ny fizaidazaidagna, maso \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 \v 8 Fao koa avy amin'ny fahasoavagna zany, dia tsy avy amin'ny asa eky. Fao koa zany dia tsy fahasoavagna eky fahasovagna. ( [Fagnamarihagna: Ny antontan-taratasy sanany taloha dia mamaky hoe: "Kanaifa koa avy amin'ny ro asa zany, dia tsy fahasoavagna eky; fao koa zany dia tsy asa eky ny asa."]) Ino ary? Ny raha zay nizahan'Isiraely, dia tsy azony, fao ny voafidy no nahazo zany, ary nankamafisigny reo lambiny. Zany dia araka ny afa voasoratra hoe: "Zagnahary dia magnamia zareo ny fagnahin'ny fizaidazaidagna, maso mbo tsy hahitan-jareo, ave sofigny mbo tsy harignaisan-jareo, baroko niany." \ No newline at end of file