auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-21 10:39:24 -04:00 committed by root
parent 3cfbb92d64
commit 9a6d563a3a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly ny fahavigniragna amin'ny lehy magnano \v 5 ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fao nohon'ny fieritreretagna faogna koa.
\v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly ny fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy. \v 5 Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fao nohon'ny fieritreretagna faogna koa.