From 9a6d563a3a2b98c55b10b7933c44af12ab2279f8 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD107 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 10:39:24 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 630a3b3..182652a 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly ny fahavigniragna amin'ny lehy magnano \v 5 ratsy.\v5Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fao nohon'ny fieritreretagna faogna koa. \ No newline at end of file +\v 3 Satria reo mpanapaka dia tsy fampitahôragna ho an'ny reo asa tsara, fao ho an'ny reo asa ratsy. Magniry ny tsy atahotra ny araiky akao amin'ny fahefagna moa areo? Magnanôva ny tsara, dia ho deraigny amin-jany anao.\v 4 Fa izy dia mpanompon-Jagnahary ho nihinareo amin'ny asa tsara. Fa raha magnano ny ratsy areo, dia matahôra, satria tsy manday ny meso tsisy dikany izy. Fa izy dia mpanompon-jagnahary, mpamaly ny fahavigniragna amin'ny lehy magnano ratsy. \v 5 Noho zany dia tokony hagneky are, tsy nohon'ny fahavigniragna fôgna, fao nohon'ny fieritreretagna faogna koa. \ No newline at end of file