auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2019-11-04 12:03:39 -05:00 committed by root
parent 40c6b18b71
commit a1c4466f55
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho ankatiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny nôfotro na ao amin'ny Tompo.
\v 14 Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho an-katiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. \v 15 Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. \v 16 Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny nôfotro na ao amin'ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
Ny toky momba ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao. Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboro hoa anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fao magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampôdy aminao ndraiky zaho.
\v 21 \v 22 Ny toky momba ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao. Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboro hoa anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fao magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampôdy aminao ndraiky zaho.