From a1c4466f55750cfe7f54b0d9776aeda18c37fd5c Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 4 Nov 2019 12:03:39 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 01/14.txt | 2 +- 01/21.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index 7ce9e93..3565fc6 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho ankatiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny nôfotro na ao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 14 Naifa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fagnikaihanao zaho. Tsy tiako ho an-katiriagna ny asa tsara tsabonao fao atsitra-pô. \v 15 Angamba noho zany no nisarahany taminao nanditra ny fotoagna fohy, mbô hanagnanao azy mandrakizay. \v 16 Tsy ho andevo eky izy, fao tsara mihotra noho ny andevo, dia rahalahy tiagna. Izy no tiagna tiagna aminaha, avakeo mandoatra lavitry ho anao, ao amin'ny nôfotro na ao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt index 894e815..b7707f6 100644 --- a/01/21.txt +++ b/01/21.txt @@ -1 +1 @@ -Ny toky momba ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao. Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboro hoa anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fao magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampôdy aminao ndraiky zaho. \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 Ny toky momba ny fankatoavanao, no soroatako ho anao. Hainao fao hagnano mihoatra noho zay hangatahiko anao. Mandritra zany fotoagna zany faogna, amboro hoa anaha ny tragno fandraisam-bahiny, fao magnantaigna zaho fao amin'ny alalan'ny vavakao dia hampôdy aminao ndraiky zaho. \ No newline at end of file