auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 09:56:21 -04:00 committed by root
parent 04a05f2bcb
commit f0f7c444fc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Avakeo nanomboka nagnanatra teo môron-dranomasigny koa Izy, avakeo nisy vahoaka maro nivôry ndidigny Azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny Izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna Izy. Ôlogno jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna Izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny tamin-jareo.
\v 1 Avakeo nanomboka nagnanatra teo môron-dranomasigny koa Izy, avakeo nisy vahoaka maro nivôry nagnodidigny Azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna zay teo an-dranomasigny Izy, avakeo nantotry tamin-jany. Ny vahoaka jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna Izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny tamin-jareo.