auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 09:56:21 -04:00 committed by root
parent 6cf92addbb
commit 04a05f2bcb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Avakeo nanomboka nagnanatra teo môrindranomasigny koa Izy, avakeo nisy ôlogno maro nivôry nikodidigny Azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny Izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna Izy. Ôlogno jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna Izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny tamin-jareo.
\v 1 Avakeo nanomboka nagnanatra teo môron-dranomasigny koa Izy, avakeo nisy vahoaka maro nivôry ndidigny Azy. Nitsôfotro tao agnatin'ny lakagna teo amin'ny ranomasigny Izy, avakeo nantotry tao amin'ny lakagna Izy. Ôlogno jiaby nijanogno teo sisin-dranomasigny. \v 2 Nagnampianatra zareo raha maro tamin'ny fagnoharagna Izy, avakeo tao amin'ny fampianarany, dia tô raha nikoragniny tamin-jareo.