auto save
This commit is contained in:
parent
2c7ced0462
commit
e68a41f89c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy. Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny
|
\v 4 \v 5 \v 6 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy. Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue