From e68a41f89cac26694b90a27aba6044a22da8f758 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 01:32:56 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 11/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/04.txt b/11/04.txt index 92ce51d0..993af4db 100644 --- a/11/04.txt +++ b/11/04.txt @@ -1 +1 @@ -Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy. Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Nandaiha niboaka zareo dia nahita zana-boriky araiky nirôhy ake ambailan'ny tragno ankilan'ny tamiagna araiky akeo magnôlo-dalàlagna, ary nivotsôran-jareo ny tadinazy. Nisy ologno sasany nitsangagna teo salakady nivolagna tamin-jareo hoe: "Ino tô atanareo, mamaha io zana-boriky io? "Dia nambarany zareo ny volagn'i Jesôsy tamin-jareo, ary navailan'ny ologno nandaiha amin'ny lalagnanazy zareo. \ No newline at end of file