auto save
This commit is contained in:
parent
cadabf5d7b
commit
e6134fa6da
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry." Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavô
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry." Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavôky reo vahoaka reo an-tany tsisy raha tô?"
|
Loading…
Reference in New Issue