From e6134fa6daeebbae9017306d2e5a48ad7aaca635 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Mon, 21 Oct 2019 01:30:13 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 08/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index c18a8988..4eb3b1a5 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry." Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavô \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Tamin-jany andro zany, dia nisy ôlogno fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivôlagna tamin-jareo hoe: "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nozôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. Izy koa alaifako môdy akagny antragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sasany amin-jareo dia avy akagny antany lavitry." Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavôky reo vahoaka reo an-tany tsisy raha tô?" \ No newline at end of file