auto save
This commit is contained in:
parent
4836aa4ff3
commit
e3be4613c2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
|
||||
\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagna izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary."
|
Loading…
Reference in New Issue