From e3be4613c2757ead48c815f2740d24a1a55e42ff Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD106 <> Date: Thu, 17 Oct 2019 01:58:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index 85e85c57..5ba3d16f 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagn'izy taminjareo hoe: " Areo no ologno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ologno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hijerevan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file +\v 10 Koafa araiky jesosy, dia nagnontany azy mikasiky io ohatra io ireo ôlogno nariny azy avakeo ireo mpianany aroa ambinifôlo. \v 11 Ninainagna izy tamin-jareo hoe: " Areo no ôlogno namiako raha mivôny amin'ny fanjakan-jagnahary. Fa ôlogno akagny velany agny dia ohatra aby, \v 12 mbô amin'ny fotoagna hizahavan'izy ireo, ia hizaha izy ireo, kanefa tsy hahita, avakeo mbô amin'ny fotoagn hitandrignesan'izy ireo, ia hitandregny zareo, kanefa tsy hahay izany, na koa hihôdigny izy ireo kay hamindra fô amin-jareo zagnahary." \ No newline at end of file