Fri Oct 25 2019 12:18:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:18:33 -04:00
parent 5c7c2a6458
commit dedda51d1e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talaohany zareo mody nidaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminazy ndraiky ny lamba vôlomparasy avakeo nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.