Fri Oct 25 2019 12:16:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:16:33 -04:00
parent 89ad9b5ffb
commit 5c7c2a6458
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeran' ny fanjakagna), ary nantsôvin-jreo aby ny antoko miaramila jiaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminazy. \v 18 Dia nanomboko niarahaba Azy zareo ary nivolagna hoe: "Arahaba,ry Mpanjakan'ny jiosy!"
\v 16 Nindesin-jareo miaramila ho akeo amin'ny banja Izy (zay agnivon-toeran' ny fanjakagna), ary nantsôvin-jreo aby ny antoko miaramila jiaby. \v 17 Nampisikinin-jareo lamba vôlomparasy Jesôsy, ary nitaly fehiloha fatsiky zareo kay nagnapaitraka zany taminazy. \v 18 Dia nanomboko niarahaba Azy zareo ary nivaolagna hoe: "Arabaigny, Mpanjakan'ny jiosy!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nikapohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora tamin'Azy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.
\v 19 Nipopohin-jareo tamin'ny volotara ny lohany salakady nandrora taminazy. Dia nandongoalitry talohany zareo mody midaira Azy. \v 20 Koafa avy nankalaifaka Azy zareo, dia nalan-jareo taminAzy ndraiky ny lamba vôlomparasy ary nampanaovin-jareo Azy ny fitafiany manokagna, ary dia nindesin-jareo niboaka Izy mbô hagnomboagna Azy. \v 21 Niteren-jareo ny mpandaiha araiky zay avy agny antsaha mbô hilanja ny hazofijaniagnan'i Jesôsy, lalahy araiky antsôvigny hoe Simona Kyreniana baban'i Aleksandra ndraiky Rafôtsy.

View File

@ -97,7 +97,7 @@
"15-09",
"15-12",
"15-14",
"15-19",
"15-16",
"15-22",
"15-25",
"15-29",