Thu Oct 17 2019 18:29:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
bfb8e1c728
commit
d9e19503ca
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.
|
\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny.
|
Loading…
Reference in New Issue