diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index fb63bd40..00ae99af 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, kofa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny. \ No newline at end of file +\v 4 Avy Jaona, nagnano batisa tagny antany maty avy eo nagnambara ny batisan'ny fifônagna ho amin'ny famotsora-keloka nohon'ny fahadisoagna. \v 5 Ny tanin'ny Joda jiaby ndraiky mponigny jiaby ao Jerosalema dia tonga nagnatogno azy. Natany batisa tao amin'ny matsabôrin'ny jordana zareo, koafa nagneky ny fahadisoany. \v 6 Jaona dia nisikigny lamba volomparasy avy eo nagnano fehimbôko hôditry t'agnandilany, avy eo mendry ndraiky antely no hoaniny. \ No newline at end of file