Sat Oct 19 2019 12:53:11 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 12:53:12 -04:00
parent 788b9430c7
commit ccdfac4c70
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo foagna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alaoha.
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo foagna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amimn-jareo mpamono ôlogno lehy voatazogno nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandeha tamin'i Pilato ny vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny alohaka.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo mo izy koa Mpanjakan'i Jiosy no hamiako areo?" \v 10 Satria hainy fao fialonagna no nagnomiazan'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy faogna no avôtsotro.
\v 9 Pilato namaly zareo kay nagnano hoe: "Tianareo moa izy koa Mpanjakan'i Jiosy no hamiako areo?" \v 10 Satria hainy fao fialonagna no nagnomiazan'ny lohan'ny mpisorona an'i Jesôsy taminazy. \v 11 Fao nagnaintagna ny vahoaka zareo lohan'ny mpisorona mbô hangaiky mafy fa tokony ho Barabasy faogna no avôtsotro.

View File

@ -59,7 +59,7 @@
"15-title",
"15-01",
"15-04",
"15-09",
"15-06",
"15-12",
"15-14",
"15-16",